PROXY market MG

PROXY market MG Superette libre-service

🥜🌿 L’huile d’arachide FITIA Disponible chez  market  .. . ‼️ET OUI , on vend en gros et en détail !🌿🥜 l’huile d’arachide...
22/06/2025

🥜🌿 L’huile d’arachide FITIA Disponible chez market .. .
‼️ET OUI , on vend en gros et en détail !

🌿🥜 l’huile d’arachide pressée avec soin, selon un savoir-faire artisanal Malgache, qui préserve la richesse nutritive et la saveur authentique de l’arachide…

🔥 Parfaite pour la cuisson, les grillades, les fritures ou les plats traditionnels : goûtez la différence à chaque bouchée ! 🍲

🥄 Riche en vitamines E et en acides gras essentiels, notre huile est votre alliée santé au quotidien. 💛

👉 En ce moment chez Proxy Market Fénérive-Est, premier distributeur dans la région :

✅ 9300 Ariary le litre
✅ 4700 Ariary les 500 ml

🟢Le prix Seulement chez PROXY market MG

🎁 Tohano hatrany ny vita Malagasy 💪💪!

🔥🔥@ Ankatok’izao  fetim-pirenena izao dia manao tolotra izahay ato PROXY market MG  @ ireto huile D’arachide ireto ary @...
20/06/2025

🔥🔥@ Ankatok’izao fetim-pirenena izao dia manao tolotra izahay ato PROXY market MG @ ireto huile D’arachide ireto ary @ vidiny : ☺️
☺️🤩
🟢Ny 1L dia 9.300Ar Monja
🟢Ary ny 500ml dia : 4.700Ar Monja

✅✅. ARARAOTY FA LIMITÉ NY STOCKS.

Un petit bonjour de chez proxy food ❤️❤️ 🟢Merci foana ho antsika client ee , tianay be  nareo 💕💕📍Adresse tsy miova  Mora...
18/06/2025

Un petit bonjour de chez proxy food ❤️❤️

🟢Merci foana ho antsika client ee , tianay be nareo 💕💕

📍Adresse tsy miova Morafeno route vers église catholique.

❤️Pour la fête des Pères, mettez papa aux premières loges de la gourmandise. ❤️. Anjarantsika maman indray no mi inviter...
14/06/2025

❤️Pour la fête des Pères, mettez papa aux premières loges de la gourmandise. ❤️.

Anjarantsika maman indray no mi inviter papa ato food ankatoky izao fête de père izao .😁😁

🟢Misokatra ho anao foana Izahay ary aza adino fa (SANS PORC ) ato ho anao izay tsy minana kisoa.

📍Adresse tsy miova Morafeno route vers église catholique F/Est .

Miarahaba anareo reny rehetra ny ekipa ny PROXY market MG 💐❤️
25/05/2025

Miarahaba anareo reny rehetra ny ekipa ny PROXY market MG 💐❤️

13/05/2025

Mirary tontolo andro mafinaritra ho antsika rehetre eeeh☺️

11/05/2025

Salama eh☺️
Jeux spécial fete de mère 💐
👉Zao ary atovy capture ary ny sotrara PROXY market MG itanao @ video ao de atovy @ commentaires de aza adino ny mi tage maman mbola tsy naita
De @ 25 mai a 12h00 ny fisarihana de zay reny 2 vosarika @ fotona io dia omeny proxy market cadeaux surprise 🤩
NB: tsy atao pause le video raha misy misosona ny soratra tsy mety

30/04/2025
Un Samedi magnifique 🤩🤩🤩🤩Te anal’azy pour un samedi magnifique ve? ☺️Miaraka @ famille, amis , en couple ou en solo mety...
22/03/2025

Un Samedi magnifique 🤩🤩🤩

🤩Te anal’azy pour un samedi magnifique ve?

☺️Miaraka @ famille, amis , en couple ou en solo mety daholo .

🏃🏼‍♀️‍➡️🏃🏻‍♂️‍➡️ Tsy diso adresse enao raha ato food Morafeno no alehanao 😊toerana tsara sy madio ary ny sakafo koa ao tsara n’y tsirony ary @ vidiny mirary eee 😋😋

NB: Aza adino fa raha kamo mahandro ianao nefa te ihinana vary sy Laoka tonga de mitongava koa fa misy vary sy laoka ato @ proxy food 🥘

🤩 Te hanal’azy kely miaraka sy gold avec tsakitsaky koa ve enao ? mitongava fa misy izany ato .

🙏🙏 Ankasitrahinay foana wa ireo client mahafatra-pô be nay reo eee. Toraka voninkazo foana ho anareo 😘😘😘

🤩🤩 ato foana izahay miandry anareo  ❤️❤️miaraka @ sakafo matsiro tsara sy  mirary 😋😋 ☺️Avelanay ny sary foana no miteny ...
01/03/2025

🤩🤩 ato foana izahay miandry anareo ❤️❤️miaraka @ sakafo matsiro tsara sy mirary 😋😋

☺️Avelanay ny sary foana no miteny ho anao izay mbola tsy nandeha tato .

🟢 Toerana madio sy milamina ary sakafo matsiro sy tsy lafo 🥰

🙏🙏 Mankasitraka foana izahay ato @ proxy food sy Proxy market ho an’ client nay izay eo foana manohana💐💐

🟢 Proxy food Morafeno / proxy market Morafeno/ proxy market Ampasipotsy / Proxy market Foulpointe

☺️Vous souhaite une excellente journée .

Hello hello 🤩🤩🎁Aza adino fa fetin’ny mpifankatia rahampitso ka araraoty ny mba manokana fotoana ho an ‘ilay olona tianao...
13/02/2025

Hello hello 🤩🤩

🎁Aza adino fa fetin’ny mpifankatia rahampitso ka araraoty ny mba manokana fotoana ho an ‘ilay olona tianao iny 🥰🥰

😃 Izahay ato @ proxy food dia vonona tsara ny handray anareo 😍 ☺️☺️

😀 taguer ato namour nao mba hi inviter anao andeha isakafo ato food 😍😍😍

Adresse : Morafeno F/Est route vers eglise catholique .

🥰🥰 Ato  foana zahay miandry ny fahatongavanao andeha ihinana reto sakafo matsiro be reto annn. 😋😋📍Izay tsiro miavaka hit...
02/02/2025

🥰🥰 Ato foana zahay miandry ny fahatongavanao andeha ihinana reto sakafo matsiro be reto annn. 😋😋

📍Izay tsiro miavaka hitanao ato @ proxy food , miaraka mahafatifaty be 🥰🥰

❤️❤️ Misaotra koa ho n’ireo client efa tamana be ato bisous be naleo 😘😘😘😘😘

📌 Lundi foana izahay no mihidy , fa ny ankoatr’izay izahay misokatra foana jusqu’à 21h .

📍Adresse morafeno route vers églises catholic F/Est .

Address

AMPASIMPOTSY , ET, MORAFENO
Fenoarivo Atsinanana
509

Opening Hours

Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00
Sunday 09:00 - 19:00

Telephone

+261344538902

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PROXY market MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PROXY market MG:

Share