Hygea Madagascar

Hygea Madagascar Distribution, représentation et vente de produits d'hygiène et d'entretien à Madagascar.

08/07/2025
Ireo épiceries mpandresy tamin’ny lalao Patapon Millionnaire ny 25 Jona teto Antananarivo ary 28 Jona tao Tamatave 🎉 !Fa...
04/07/2025

Ireo épiceries mpandresy tamin’ny lalao Patapon Millionnaire ny 25 Jona teto Antananarivo ary 28 Jona tao Tamatave 🎉 !

Fantatrareo ve fa manomana lalao ihany koa izahay ho an’ireo épicerie rehetra mandritra ny Patapon Millionnaire 🎉 ?

Raha mividy couches Patapon 3 paquets ny épicerie iray dia mahazo ticket 🎟️ hahafahany mandray anjara amin’ny Tombola izay mety ahazoana Rice Cooker 🍚, Yaourtière 🥛, Rechaud à Gaz 🔥 ary tondeuse ✂️.

📣 Arahabaina hatrany ianareo !

✨ Avez-vous croisé nos superbes animatrices ces derniers jours dans vos magasins préférés ?📍 Jumbo Score Akoor Digue, Ca...
04/07/2025

✨ Avez-vous croisé nos superbes animatrices ces derniers jours dans vos magasins préférés ?

📍 Jumbo Score Akoor Digue, Carrefour Tanjombato ou Ankorondrano ? Elles sont là pour vous faire découvrir l’univers magique de Patapon ! 💫

🎉 Jusqu’au 06 juillet, achetez 1 paquet de couches Patapon et tentez votre chance à notre grande TOMBOLA "Patapon en fête" 🎁 :

🥇 À gagner ? Une poussette toute neuve pour gâter votre bout de chou !

Essayez dès maintenant Patapon, la couche conçue pour le confort que votre bébé mérite vraiment ! 🌟

🎉 Ho feno fanantenana sy fifaliana anie ity Asaramanitra ity !Hygea Madagascar dia mirary fety sambatra ho anao sy ny an...
26/06/2025

🎉 Ho feno fanantenana sy fifaliana anie ity Asaramanitra ity !
Hygea Madagascar dia mirary fety sambatra ho anao sy ny ankohonanao !

Fantatrareo ve fa manomana lalao ihany koa izahay ho an’ireo épicerie rehetra mandritra ny Patapon Millionnaire 🎉 ?Raha ...
24/06/2025

Fantatrareo ve fa manomana lalao ihany koa izahay ho an’ireo épicerie rehetra mandritra ny Patapon Millionnaire 🎉 ?

Raha mividy couches Patapon 3 paquets ny épicerie iray dia mahazo ticket 🎟️ hahafahany mandray anjara amin’ny Tombola izay mety ahazoana Rice Cooker 🍚, Yaourtière 🥛, Rechaud à Gaz 🔥 ary tondeuse ✂️.

📣 Ireto avy ireo mpandresy tamin’ny fisarihana natao ny 07 sy 14 Jona lasa teo 🗓️!

Aujourd’hui, c’est votre jour, les papas 😎 !Hygea vous souhaite une fête pleine d’amour, de sourires et de câlins. 🎊💛
15/06/2025

Aujourd’hui, c’est votre jour, les papas 😎 !
Hygea vous souhaite une fête pleine d’amour, de sourires et de câlins. 🎊💛

Jusqu’au 15 juin : faites le plein d’hygiène avec HYGEA !Profitez de promotions exceptionnelles dans tous les Magasins U...
13/06/2025

Jusqu’au 15 juin : faites le plein d’hygiène avec HYGEA !
Profitez de promotions exceptionnelles dans tous les Magasins U 🛒

💧 L’occasion parfaite pour économiser tout en prenant soin de votre quotidien ✨

📍✨ IREO TOERANA ANDALOVAN’NY PATAPON MILLIONNAIRE NY 02 sy 03 JONA ✨📍Anjaranareo eny Mahazo, Ampasapito, Besarety ary Am...
02/06/2025

📍✨ IREO TOERANA ANDALOVAN’NY PATAPON MILLIONNAIRE NY 02 sy 03 JONA ✨📍

Anjaranareo eny Mahazo, Ampasapito, Besarety ary Ambohitrimanjaka indray izao !

Tsotra ny fandraisana anjara : rehefa mandalo ny ekipan’ny Patapon amin’ireo toerana voatondro, dia :
🛒 Mividiana couche singany roa (02) eny amin’ny épiceries manodidina 🛍
🎟 Manantona an’ireo animateurs PATAPON MILLIONNAIRE eny an-toerana ary mahazoa couche singany iray (01) maimaimpoana sy ticket TOMBOLA iray (01) ho mariky ny fandraisanao anjara amin’ny lalao ! 🎊

📆 Tirage intermédiaire : 07 Juin 2025
🏆 Grand tirage : 29 Août 2025

Mandraisa anjara fa mety ho ianao no tsara vintana hahazo loka mitentina 10 TAPITRISA ARIARY, Moto, Couches PATAPON mandritra ny erin-taona ary loka maro hafa ihany koa

📍✨ IREO TOERANA ANDALOVAN’NY PATAPON MILLIONNAIRE ✨📍📅 Ireto avy ny toerana handalovan’ny Patapon Millionnaire ny 30 sy 3...
30/05/2025

📍✨ IREO TOERANA ANDALOVAN’NY PATAPON MILLIONNAIRE ✨📍

📅 Ireto avy ny toerana handalovan’ny Patapon Millionnaire ny 30 sy 31 May izao !

Ampahatsiahivina antsika hatrany fa tsotra ny fandraisana anjara.
Rehefa mandalo ny ekipan’ny Patapon amin’ireo toerana voatondro, dia :
🛒 Mividiana couche singany roa (02) eny amin’ny épiceries manodidina 🛍
🎟 Manantona an’ireo animateurs PATAPON MILLIONNAIRE eny an-toerana ary mahazoa couche singany iray (01) maimaimpoana sy ticket TOMBOLA iray (01) ho mariky ny fandraisanao anjara amin’ny lalao ! 🎊

📆 Tirage intermédiaire : 07 Juin 2025
🏆 Grand tirage : 29 Août 2025

Mandraisa anjara fa mety ho ianao no tsara vintana hahazo loka mitentina 10 TAPITRISA ARIARY, Moto, Couches PATAPON mandritra ny erin-taona ary loka maro hafa ihany koa

🎉 Te ho lasa MILLIONNAIRE ve ianao ? Mandraisa anjara amin’ny lalao lehibe karakarainay ho anao : PATAPON MILLIONNAIRE !...
30/05/2025

🎉 Te ho lasa MILLIONNAIRE ve ianao ? Mandraisa anjara amin’ny lalao lehibe karakarainay ho anao : PATAPON MILLIONNAIRE !

Tsy mbola nisy tahaka izao ! 🔥

Tsotra ny fandraisana anjara :

Rehefa mandalo ny ekipan’ny Patapon amin’ireo toerana voatondro, dia :
🛒 Mividiana couches PATAPON singany roa (02) eny amin’ireo épiceries manodidina
🎟 Manantona an’ireo animateurs PATAPON MILLIONNAIRE eny an-toerana ary mahazoa couche singany iray (01) maimaimpoana sy ticket TOMBOLA iray (01) ho mariky ny fandraisanao anjara amin’ny lalao !

💰 Mety hahazo loka mitentina hatramin’ny 10 TAPITRISA ARIARY , Moto, couches PATAPON maharitra erin-taona ary loka maro hafa koa ianao🎁

📆 Tsy izay ihany anefa fa isaky ny 7 na 10 andro, hisy fisarihana manokana hahafahanao mahazo loka hafa indray 🙌

📍 Araho tsy tapaka ny pejy satria eto no hizarana ireo toerana rehetra handalovan'ny Patapon Millionnaire 🗺✨

Mandraisa anjara fa mety ho ianao no handrombaka ilay loka goavana ! 🎊

PATAPON, mihatsara hatrany ho anao ✨

Patapon Millionnaire J-1 … 🔥
29/05/2025

Patapon Millionnaire J-1 … 🔥

Address

Andoharanofotsy Antananarivo 102 PK 11 Route D’Antsirabe
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hygea Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hygea Madagascar:

Share