Meca Max auto

Meca Max auto Mécanicien généraliste local ou à domicile. Matotra, maripotoana ary mahay mifanaja.

Miarahaba atsika rehetra nahatratry ny taona 2025 oh!Mirary soa sy fahasalamana hoatsika rehetra mandritra ity taona ity...
02/01/2025

Miarahaba atsika rehetra nahatratry ny taona 2025 oh!
Mirary soa sy fahasalamana hoatsika rehetra mandritra ity taona ity tompoko.🥰🥰🥰

😊Miarahaba antsika rehetra izahay ato amin'ny Meca Max Auto! 👋👋 Vita izay ny vacance! Vita ihany koa ny fampidirana mpia...
31/10/2024

😊Miarahaba antsika rehetra izahay ato amin'ny Meca Max Auto! 👋👋

Vita izay ny vacance! Vita ihany koa ny fampidirana mpianatra!
Fotoana tsara indrindra zao hikarakarana fiara satry hoavy zao ny fotoanan'ny orana ka tena ilaina ny fiara. Aza endrasana ho tojo olana zay vao hanambotra na hikarakara ny fiara.
Aza adino ko fa toy ny zava-drehetra ny fiara ka mila fikarakarana ary mila fanamboarana izay simba, mba ho antoky ny ainao, fa indrindra ny manome antanana anizany anay mantianina momba ny mécanique auto mobile.

Manao ny mahakasika ny mécanique générale @ ny fiara rehetra ny Meca Max Auto ary mamonjy anao aminy fotoana rehetra. Service à domicile et dépannage mécanique/ électromécanique 24h/7jours.

Efa be ny afa-po taminy asanay ka aza misalasala ary miantso.
Service:
Moteur

mécanique et électromécanique

: manadio turbo, jet clean, pompe sy injecteur...

en état

pompe/carburateur/parallélisme/carrossage,sns...


Meca Max Auto:
032 90 673 50
034 26 225 01

Votre confiance pour votre sécurité au volant.

Mirary soa anao ny Méca Max Auto.

Miarahaba atsika rehetra ndray oh!Mba tsetsatsetra tsy aritra kely eh.Ireo tombony azon'ireo mpanjifa ato aminay:   misa...
12/07/2024

Miarahaba atsika rehetra ndray oh!
Mba tsetsatsetra tsy aritra kely eh.
Ireo tombony azon'ireo mpanjifa ato aminay:
misahirana manantona garage ianareo fa izahay mintsy no manantona.
milahatra miandry ny laharana anamboarana ny fiaranao fa maka rendez vous dia 1 andro tontolo hikarakarana ny fiaranao manokana.
hasin-tanana dia mirary araka ny asa atao fa tsy misy fanararotana na kely aza
ny depense anao aminy fanandanina mividy piece sy ny sisa izahay satry pieces efa vita teste ary voa porofo no soloinao.

Anao ary ny safidy fa i Meca Max Auto dia manamora hatrany ny fiainanao.

: Mecanicien manantona anao aminy fotoana rehetra, 24h/7jours
Manome fahafahampo tanteraka hoanareo mpanjifa indrindra fa ianareo efa client fidèle.


Travaillons ensemble pour assurer votre transport quotidien!

032 90 673 50
Pic by MMA: P 206cc s16

Miarahaba tsika rehetra e😁Efa manakaiky izao ny vaccances an, dia tsara raha karakaraina ny fiara eh,Atao ny verificatio...
02/07/2024

Miarahaba tsika rehetra e😁
Efa manakaiky izao ny vaccances an, dia tsara raha karakaraina ny fiara eh,
Atao ny verification majinijinika, ilaina ihany ko ny manao entretien mba hialana aminy mety ho problème aterak'izany raha taraiky.
Ny service nay dia à domicile, izany oe mécanicien afaka manantona anao aminy fotoana rehetra izahay fa na izany koa aza dia azonao atao tsara ny manantona anay aty aminy locale anay,
Meca Max Auto, mécanicien 24h/7j
Matotra, azo itokisana ary ampy traikefa.

Salama tompoko oh! Fienambidy be mandritra ny herinandro oh 🤑🤑Efa akaiky zao ny fetin ray, cadeau tsara ndrindra hoany D...
13/06/2024

Salama tompoko oh! Fienambidy be mandritra ny herinandro oh 🤑🤑
Efa akaiky zao ny fetin ray, cadeau tsara ndrindra hoany Dada raha karakaraina ny fiarany atao entretien, verification sns mba ahafany mitondra ny vadiamanjanany mandende eh😅,

Ity ary ny herinandro cadeau fête des pères, mihena 20% ny main d'oeuvre aminy fikarakarana ny fiaranao mandritra ity herinandro ity.

/ 033 89 442 25 / 032 90 673 50

Photos: peugeot 206
Code promo: Izahay MecaMaxAuto fona!

Miarahaba Tompoko!Fampahalalana kely foifoy an'i Meca Max Auto,Izahay dia mécanicien généraliste manao service locale sy...
07/06/2024

Miarahaba Tompoko!
Fampahalalana kely foifoy an'i Meca Max Auto,
Izahay dia mécanicien généraliste manao service locale sy à domicile. Manavotra anao ihany koa izahay raha panne andalana ianao.
Ny asa ataonay:
Moteur Diesel sy essence
Embrayage
Train sy transmission
Câblage
Vérification sy entretien,
Diagnostique , sns mahakasika ny mécanique rehetra.

Ny laharampahameanay dia ny filaminany fiaranao mba ahafapo ny mpanjifa.
Aza misalasala ary miantso raha mila fanampiana na ihany koa manana fiaraha miasa.
Photos: toyota Avensis, revision moteur D4D

032 90 673 50
033 89 442 25
034 26 225 01
Travaillons ensemble pour votre sécurité routière.

05/06/2024

Tompoko,
Faly miarahaba anareo izahay ekipa Meca Max Auto.
, efa miverina aminy laoniny toy ny teo aloha ny fakana rendez-vous sy fandraisana service ato aminy Meca Max Auto raha niato kely izany noho ny congé izay noraisin'ny ekipa.
Ireto manaraka ireto ary ny lamina amin'izany:
* Raha maniry hisitraka ny fanamboaranay ny fiaranao ianao dia izao, tsaratsara kokoa raha maka rendez vous mialoha,(service à domicile)
* Hoanareo panne andalana ka mila mécanicien dépanneur ato aminay, ny condition dia tsotra miantso ianao milaza ny toerana misy anao sy ny fitrangan ny aretin'ny fiara, marihina fa etoanao ny frais de déplacement ny ekipanay.
*Hoanareo maniry hiara hiasa ndray dia misokatra aminy sosokevitrareo izahay.

Misaotra tompoko !

032 90 673 50
033 89 442 25
034 26 225 01

Meca Max Auto! La sécurité d'abord!

10/05/2024

Meca Max Auto vous souhaite bienvenue sur son compte instagram!

Miarahaba atsika tompoko!Ny dépannage à domicile Meca Max Auto dia mihezaka manome fahafahapo anareo mpanjifa hatrany eo...
02/05/2024

Miarahaba atsika tompoko!
Ny dépannage à domicile Meca Max Auto dia mihezaka manome fahafahapo anareo mpanjifa hatrany eo aminy asantananay sy ny fifampitokisana. Etona dia tiako ny manamafy ny condition kely raha maniry ny hikarakaranay ny fiaranao ianao.

1: Tsaratsara raha maka rendez-vous hatrany(sauf en cas d'urgence) raha hanamboatra na i consulter ny olany fiaranao, gratuit izany raha toa ka izahay no mandray antanana ny fanamboarana avieo, fa payant kosa arakaraky ny teste atao raha toa ka mijery ny olana fotsiny no iantsona anay, izany oe consultation.

2: Rehefa manamboatra ny fiaranao izahay any aminy misy anao dia à la charge ny client ny fraix sy sakafo ny ekipa mikarakara ny fiaranao.

Izay noho izy fa tiko ihany ny mampilaza anareo fa sarobidy ny fiara ka ny tsara dia miantso anay technicien aminizany fona raha vao misy olana ny fiara mba tsy ampihitatra ny dégâts.
Misaotra tompoko

: 032 90 673 50, 033 89 442 25, 034 26 225 01
Photo: Mitsubishi Pajero,

Hoanao kivy manamboatra ny fiara satry lany vola etsy sy eroa anefa tsy mety voavaha ny olana ny fiaranao, efa maro ny n...
26/04/2024

Hoanao kivy manamboatra ny fiara satry lany vola etsy sy eroa anefa tsy mety voavaha ny olana ny fiaranao, efa maro ny nanamboatra fa tsy misy vokatra, efa tapitra nosolosolona daoly ny piece fa tsy nahitana vokany na mande kely dia eo ihany no eo, tsarovy fa matoa ny olana mverimberina dia misy antony mahatonga izany ary mila fongarina aminy fototry ny olana mihintsy mba tsy hampitatra ny dégât . Vaha olana hoanao miantso an'ny Meca Max Auto izay mécanicien afaka manantona anao amin'ny fotoana rehetra n'aiza n'aiza misy anao, midépanne ny panne mécanique anao.
Izahay dia mécanicien matotra, ampy traikefa ary maripotoana, mamaha ny olana rehetra mahakasika ny fiara tout marque, na voiture légère na 4×4, na essence na diesel.
Efa maro no afa-po, fa ny tena zavadehibe dia ny asa vita no ifampitsarana.
Nb: Miantso mialoha Tompoko!
034 26 225 01 / 033 89 442 25
Photo: Dacia 1.4l,

Tompoko! Mila mailo isika amin'ny mpisoloky sy mpangalatra anarana izay milaza fa iraka avy ato aminay na mitondra ny an...
21/04/2024

Tompoko!
Mila mailo isika amin'ny mpisoloky sy mpangalatra anarana izay milaza fa iraka avy ato aminay na mitondra ny anarana Meca Max-auto ankoatranay entina hiasana.

Tsotra ny afantarana fa Meca Max-auto ny miresaka aminao na mandray ny fiaranao:
1- ny fomba fifandraisana aminay dia ireto ihany: na ianao mandefa hafatra miafina amin'ny pejy, na ianao maka rendez vous amin'ireto laharana roa ireto ihany dia ny 033 89 442 25 na ny 034 26 225 01.
2- rehefa manantona anao izahay dia mitondra porofo mahakasika fa Meca Max-auto toy ny ireo laharana finday na ihany ny koa ny badge misy sary ary misy tomboka vatsy.
Misaotra Tompoko.
Betsaka ny mpanambotra fa vitsy ny azo antoka sy mahafehy ary mavita manisy lanja ny sécurité anao mitondra sy mandeha fiara.
034 26 225 01 sy 033 89 442 25

18/04/2024

Ialana tsiny tompoko hoanareo maro be mandefa mp ato amin'ny ka tsy voavaly fa maro dia maro ianareo ka ezahanay valiana daoly araky ny tratra fa saingy tsy maintsy voavaly kosa anefa ianareo.
Tsara tsara dia miantso avy atrany itsika mila fanampiana mahakasika ny fiara.

manala ny olana mahazo ny fiaranao amin'ny fotoana rehetra, ary manantonana anao izahay aminy fanamboarana.
Photo: moteur 4D56

034 26 225 01 sy 033 89 442 25

Miarahaba atsika rehetra!Ketrika ndray ity zaraina ato ity ry zareo ah.Rehefa manao zavatra otrizao dia betsaka ny règle...
11/04/2024

Miarahaba atsika rehetra!
Ketrika ndray ity zaraina ato ity ry zareo ah.
Rehefa manao zavatra otrizao dia betsaka ny règle mila tandrovana ohatra amizany: sécurité, stabilité, inclinaison moteur, sns...
Ny fanajana sy ny famehezana izany zavatra rehetra izany dia manamarika fa technicien ny mécanicien iray. Ny voiture ancien dia mafy ary azo atao tsara ny mitaiza azy ka nefa tsara kokoa raha omena moteur recent izy, mitsitsy nefa misy performance.
Ka hoanao izay maniry manana projet mitovy, ninoninona fiaranao ka tianao andatsahana izay moteur tianao rehetra dia manao izahay.
: 033 89 442 25 / 034 26 225 01
Photo: greffage moteur

Fizarana kely indray!Ny fahafehezana ny asa mecanique automobile dia tsy tsianjery velively na fanambatambarana bilao sy...
07/04/2024

Fizarana kely indray!
Ny fahafehezana ny asa mecanique automobile dia tsy tsianjery velively na fanambatambarana bilao sy piece fotsiny ihany fa mitaky fiasan-tsaina sy fahaizana, fahazarana ary famatorana satry aina no hoetin'ny fiara, ka sarobidy izany.
Izahay Meca Max Auto dia afaka mahama ny olana rehetra mahakasika ny mecanique automobile, afaka manantona anao izahay, matotra arak'asa, ampy traikefa ary izay rehetra efa nahita ny asanay dia afapo avokoa.
: 034 26 225 01 033 89 442 25
Photo: Nissan X-trail, Montage moteur 2.2l Vdi/DCi

Address

Manakambahiny
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Meca Max auto posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Meca Max auto:

Share