ARY. Votre épicerie Malagasy de proximité

" ARY. , ny kalitao amin'ny vidiny mirary "

17/11/2024
12/11/2024

Manakory ☺️

Amin'izao fanombohan'ny herinandro vaovao izao dia ny vokatra avy ao amin'ny HavaMad indray no entina amin-tsika!
Efa tsy vaovao amintsika intsony angamba fa izy ireo dia mpanodina ny voakanzo ho lasa ranomboakazo natoraly sy ara-pahasalamana🍹
Izany dia voavotra eto Madagasikara avokoa ary vita Malagasy 100% 🇲🇬

Hitanareo ato aminay avokoa ny ranomboakazo vokarin'ny ireo 😉

ARY. ny kalitao amin'ny vidiny mirary!

Manakory ee ☺️Elaela isika tsy nitafa noho ny antony maro, saingy tsy hadinonay ianareo fa mbola eto foana izahay mitond...
11/11/2024

Manakory ee ☺️

Elaela isika tsy nitafa noho ny antony maro, saingy tsy hadinonay ianareo fa mbola eto foana izahay mitondra zavatra tsara.

Ny vokatra avy ao amin'i Sakafon'i Mama indray no zarainay aminareo. 🇲🇬🍝
Pâtes vita amin'ny legioma, vita Malagasy 100% ary tena natoraly : tsy misy conservateur na colorant alimentaire. Vahaolana iray ho antsika manan-janaka tsy mety mihinana legioma amin'izao ihany koa izy ity satria dia hahitana legioma 35 - 40 % ny akora fototra hanamboarana azy 😉

Hitanao ary azonao jifaina amin'ny vidiny mirary ato aminay. Aza misalasala mitsidika ny ARY. ety Ambohidahy Ankadindramamy.

Ireto avy ny karazany

Pâtes aux légumes :

🫑Haricot-vert & poivron
🧄 Ail & choux-fleur
🥕 Potiron & carotte
🍅 Tomate & betterave
🔴 Choux rouge
🧺 Multi-légumes

✨Araraoty fa prix de lancement izy ireto ato aminay hatramin'ny volana décembre 😌

100g : 2 300Ar
200g : 4 700Ar
350g : 7 500Ar

ARY. , ny kalitao amin'ny vidiny mirary!

Address

II E 52 CBE Ambohidahy Ankadindramamy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 19:00
Tuesday 08:00 - 19:00
Wednesday 08:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 08:00 - 19:00
Saturday 08:00 - 19:00

Telephone

+261383158137

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ARY. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ARY.:

Share