Sage-femme hanampy anao

Sage-femme hanampy anao Sage-femme gardienne de la vie 🙏
Notre mission est de sauvegardé la vie 🙏 la nature fait la gestation mais les génies font l'accouchement 🤝

joyeuse Pentecôte daholo o 🤗15 taona naha Rasazy a  🩷 nampiterahako  fa matetika ankanjo fotsy ranoray ny safidinareo an...
24/05/2026

joyeuse Pentecôte daholo o 🤗

15 taona naha Rasazy a 🩷 nampiterahako fa matetika ankanjo fotsy ranoray ny safidinareo andraisana Zaza🤍
Aminareo ray amandreny misy ve Antony manokana ve izany ?

😘🤗 Ndao hifampizara oe inona ny Antony ✍🏻👋

Inona avy ny teny oentina iantsoana ny reny 🤗efa ho avy Zao ny fetiny reny Dia Ndao mba samy hiteny ao anaty commentaire...
17/05/2026

Inona avy ny teny oentina iantsoana ny reny 🤗efa ho avy Zao ny fetiny reny Dia Ndao mba samy hiteny ao anaty commentaire hoe iza koa no fiantso an'ny Neny 💝💓💕🫂 !

Ireto no fantatro :

🫰 Ilay nisotro ny rano tsy tiana 🫡
🫰Ilay niankin'dridrina irery 🥹
🫰Ilay kibo nifonosana 🥰
🫰Ilay nahitana masoandro 🌞
🫰Loharano nimpoirina
🫰Ilay nitondra 9 volana ankibo 😌

Ndao Ary e Sady famerenana ho an'ankizy hanala fanadinana ihany koa 🙏🙏

Salama e Torohevitra kely o Raha mahatsapa ianareo fa misy rano na ra na Tsiranoka mandeha any @ fivaviana Dia Ataovy fo...
15/05/2026

Salama e Torohevitra kely o Raha mahatsapa ianareo fa misy rano na ra na Tsiranoka mandeha any @ fivaviana Dia Ataovy fotsy ny silipo hanaovana hazavaiko hoe inona n'y Antony 👉

🔴 Mora ho anao ny mahafantatra oe inona Ilay Tsiranoka mandeha ao

🔴Rehefa Tonga any @ hopitaly Dia mora ho an'ny mpitsabo koa ny mametraka diagnostic ka ahafahana mitsabo anao avy hatrany

🔴Hita tsara ny lokony Ilay Tsiranoka mandeha mba ahafahana mandray antanana ny fitsaboana satria arakaraka Ilay Tsiranoka mandeha ny conduit à tenir ny mpitsabo sy ny analyse tokony ho ataonao : misy ny bilan infectieux, bilan MAP ...

🔴Raha ranodohany Ilay mandeha nefa Mbola tsy Tonga volana Ilay voka Dia manantona hopitaly avy hatrany satria en danger Zaza ao ankibo

🔴 Tokony ho fantatsika koa anefa fa rehefa mitondra voka Dia miha betsaka Ilay Tsiranoka fotsy izay physiologique @ vehivavy bevoka tsisy fofona , tsy mangidihidy , tsy miloko mavo na maintso

🔴Rehefa misy Tsiranoka tsy mahazatra : ra , rano ,Tsiranoka madinty otrany tampotsin'atody mifangaro ra ... mandeha ao fivaviana nefa mitondra vohoka Mbola tsy Tonga volana ny Zaza dia manantona mpitsabo foana fa mety hitarika tsy fihetezany Zaza ao ankibo vokatry ny infection ka mety ho teraka alohany fotoana ihany koa !

ianao Ilay efa mieritreritra iny hoe Haka aina tsara hay Mbola nisy 🫢 déchire cervicales☝🏻🫢🫢 Iza no efa tratra ?
15/04/2026

ianao Ilay efa mieritreritra iny hoe Haka aina tsara hay Mbola nisy 🫢 déchire cervicales☝🏻🫢🫢 Iza no efa tratra ?

14/04/2026

Bonjour Tongava na tsy nisafo tao aza fa tena efa fanampiana be ho any reny miandry Andro 🤗
Midira mp ao aminy page Pavillon sainte fleur Dia misoratra anarana fa voafetra ny toerana 🤗

Ilay crampe tena lasa matetika rehefa Tonga eo amin'ny telo volana faharoa ! Inona avy ireo tokony atao manoloana izany ...
10/03/2026

Ilay crampe tena lasa matetika rehefa Tonga eo amin'ny telo volana faharoa !

Inona avy ireo tokony atao manoloana izany crampe izany :

☝️ Resao ny dokotera na Rasazy mampisafo
☝️ Ataovy ambony rehefa hariva n'y Andro mba hikorinany ny ra
☝️Aza mipetraka maharitra fa mitsangana kely indridra ny mpiasa birao
☝️Aza manao akanjo tery fa Ataovy malalaka Ny kiraro koa torakizany
☝️Rehefa hadiva haraina iny koa tena mampijaly rehefa tratrany crampe 🫢
Ataovy ambony Dia mangala lamba Dia ianao ihany afaka manao exercice amin'ny : Ataovy eo aminy ranjo Dia avy makeo aminy felatongotra .
❤️ Rehefa bevoka Dia midobodoboka mafy n'y fo hampikoriana ny ra mba ho Tonga any aminy zazakely izay rehetra ilainy hampitombo azy sy hasalama azy , mitazondrano bebe koa vatana rehefa bevoka ka teritery ny lala- dra : Mila manao fanetsehabatana kely isan'andro izany hoe afaka manao la marche , exercice de yoga , natation ... betsaka ny Azo atao misy koa ny exercice de préparation à la naissance ☝️

Nisy fikarohana momba ny Allaitement maternel izay milaza oe aminy 2 - 3 maraina eo no tena mitombo ny taux ny prolactin...
09/03/2026

Nisy fikarohana momba ny Allaitement maternel izay milaza oe aminy 2 - 3 maraina eo no tena mitombo ny taux ny prolactine izay hormone de l'allaitement mamokatra nono izay no mahatonga oe mando ny nono mihintsy rehefa matory amin'ny Alina satria miakatra bé tahany io hormone io aminio fotoana io ,izay koa no mahatonga antsika mangetaheta bé rehefa avy mampinono na nitery nono !mibaiko ny atidoha oe Mila misotro rano hanoherana ny lany 🤗

Raha miasa ianareo Dia tsara raha mifoha maraindraina mitery nono ho an'ny zazakely ☝️

Ho an'ireo izay Mbola ao amin'ny couveuse koa Dia torakizay fa n'y tena tsara Dia isaky adiny roa mitery nono mampiasa tire lait ireny Dia asivo date sy heure rehefa atao anaty vata fampangatdiahina moa raha tsy mañana Dia 4 ora ny fetra hitehirizana nono !

05/03/2026
nanaikitra Ilay mpanaraka ahy tao @ salle d'accouchement 🫢😌
22/02/2026

nanaikitra Ilay mpanaraka ahy tao @ salle d'accouchement 🫢😌

⚠️⚠️Raha miverimberina Ilay perte mandeha n'a ilay tsiranoka mampijaly ny  vehivavy Dia Mila miaraka mitsabo tena ianare...
22/02/2026

⚠️⚠️Raha miverimberina Ilay perte mandeha n'a ilay tsiranoka mampijaly ny vehivavy Dia Mila miaraka mitsabo tena ianareo roa amizay samy sitrana ☝️
Fa raha otrany ny aminy sary io tsiranoka mivoaka aminy lehilahy Dia hifindra satria maladie sexuellement transmissibles, mifindra aminy alalany firaisana ! Miaraka manantona tombimpahasalamana ianareo ☝️
Mety ahatonga Zaza antsosokoditra na GEU grossesse extra-utérine fisiany ireny tsiranoka mitovy amireo sary 4 Ambany ireo ! !!

Rehefa miloko maintso , mavo , misy ra otrany chocolaté koa tsaboy fa mety hifindra aminy vehivavy Ary mety tsy ahazo Zaza na ho bevoka ! !

Address

Anosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sage-femme hanampy anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sage-femme hanampy anao:

Share