30/08/2024
๐ฟ๐๐ฅ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐๐ ๐ ๐ข๐ซ๐จ๐๐ฅ๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐ง๐๐ฅ๐ฅ๐ ๐๐ง ๐๐๐ข๐ง ๐๐ ๐๐จ๐ฎ๐๐ก๐ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐๐ข๐ง๐ญ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ซ๐๐ก๐ ๐ฌ๐๐ง๐๐ซ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ซ๐๐ญ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ง๐ข๐๐ฒ ๐ฟ
Ho anโizay efa tratranโny areti-nify dia mahalala tsara fa tena marary io. Ataony mivadibadika mihintsy mandrapahita dentiste.
Raha misy clous de girofle sy cannelle fotsiny nefa ao an-trano dia efa mandamina zavatra be.
๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ฟ๐ผ๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ :
1โฃ Clou de girofle iray monja no atao ao aminโilay nify manaintaina dia efa mampitony azy.
2โฃ Manao bain de bouche :
- Cannelle poudre 1/2 c-ร -c
- Clou de girofle 4 na 5
- Rano 1L
๐๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ :
โ๏ธ Mampangotraka rano 1L
โ๏ธArotsaka ao ilay cannelle sy clous de girofle dia avela hilona 10 - 15 mn eo (mandrapangatsiaka)
โ๏ธ Hanontsanana ny ati-vava indray mandeha isanandro mandritranโny herinandro (10 andro ihany no hitehirizana azy)
Izay no atao dia madio ny ati-vava, maty ny bactรฉries sady manimanitra๐
Misy efa nanadrana iray amin'ireo ve nareo ?
------------------------------------------------
Afaka manjifa รฉpices ianareo ato aminโny NFY Market aminโny endriny roa :
๐ PM - 15 g : 600 ar
๐ GM - 45 g : 1500 ar
๐Mandefasa MP na miantso avy hatrany ny numรฉro 034 43 691 73 raha hanao commande
ฬpicesnaturelles