telo dimanjato

telo dimanjato Kojakoja an-davanandro ho an'ny vehivavy. Utilitaires pour femmes

29/05/2025

Efa tonga ihany koa ny aiguilles Schmetz spécial cuir ô

Mandeha ihany ny commande ho an'ny harena kely
10/03/2025

Mandeha ihany ny commande ho an'ny harena kely

🟥 Dernière réalisation pour les fêtes 🟥🎁🌲 Bandoulière nounours 🌲🎁👉 Matière : simili cuir👉 Outils : aiguilles    mazava h...
24/12/2023

🟥 Dernière réalisation pour les fêtes 🟥

🎁🌲 Bandoulière nounours 🌲🎁

👉 Matière : simili cuir
👉 Outils : aiguilles mazava ho azy👌👌👌

Tatoato dia niompana kokoa t@ reprise sy récup de cuir indray ny asa nangatahan'ny mpankafy. Matière niasana teto : simi...
17/12/2023

Tatoato dia niompana kokoa t@ reprise sy récup de cuir indray ny asa nangatahan'ny mpankafy.
Matière niasana teto : simili cuir
Fanjaitra : taille 14

Mankasitraka ny mpanjifa nanome fitokisana ary manasa izay mbola tsy mahalala fa azo ampiasaina @ machine ménagère ny aiguilles -tsika . Teto Dia marque Brother indray.

Ela tokoa izay ry reto tsy henoheno izahay. 🙏Tato ato Dia zazakely daholo indray no mpanjifa. Na dia kely aza moa izy ir...
06/11/2023

Ela tokoa izay ry reto tsy henoheno izahay. 🙏
Tato ato Dia zazakely daholo indray no mpanjifa.
Na dia kely aza moa izy ireny dia tena mahay maneho safidy tsara mihintsy, ary mihoatra noho ny patron kely an 😜.

Objectif : fahafal-pon'ny patron kely ❤️❤️❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when telo dimanjato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share