Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara

Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara Initier les jeunes à devenir des agents de développements durable de la société.
(4)

13/08/2026

𝐂𝐇𝐈𝐅𝐅𝐑𝐄 𝐀̀ 𝐋𝐀 𝐁𝐀𝐑𝐑𝐄 : 𝟖 𝟎𝟎𝟎 𝐄𝐌𝐏𝐋𝐎𝐈𝐒
_________________________________________

𝟖𝟎𝟎𝟎, izany no isan'ny asa mivantana, ankolaka ary ateraky ny firoboroboan'ny toekarena izay tombanana ho tohanan'ny 𝐏𝐥𝐚𝐭𝐞𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐌𝐮𝐥𝐭𝐢𝐦𝐨𝐝𝐚𝐥𝐞 𝐋𝐨𝐠𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐭 𝐏𝐨𝐫𝐭𝐮𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 (𝐏𝐌𝐋𝐏-𝐓) rehefa vita tanteraka ny tetikasa.

Ao ambadik'io tarehimarika io dia tsy isa fotsiny no hita.

Ao ireo fanararaotra ho an'ny tanora, ny fanantenana ho an'ny fianakaviana ary ireo sehatra fandraharahana vaovao ho an'ireo orinasa eto Toamasina sy manerana an'i Madagasikara.

Ao ambadik'io tarehimarika io :

✅ Asa mivantana 1 500 hatramin'ny 2 500 eo ho eo
✅ Asa ankolaka sy asa vokatry ny firoboroboan'ny toekarena 2 700 hatramin'ny 5 500
✅ Orinasa sy mpandraharaha 40 hatramin'ny 90 mety hiditra ao anatin'ny tontolo ara-toekarena ateraky ny tetikasa
✅ Tetikasa natao hamorona sanda maharitra ho an'ny faritra sy ny firenena

________________________________________

𝟖𝟎𝟎𝟎, c'est le potentiel d'emplois directs, indirects et induits que pourrait soutenir le 𝐏𝐥𝐚𝐭𝐞𝐟𝐨𝐫𝐦𝐞 𝐌𝐮𝐥𝐭𝐢𝐦𝐨𝐝𝐚𝐥𝐞 𝐋𝐨𝐠𝐢𝐬𝐭𝐢𝐪𝐮𝐞 𝐞𝐭 𝐏𝐨𝐫𝐭𝐮𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐓𝐨𝐚𝐦𝐚𝐬𝐢𝐧𝐚 (𝐏𝐌𝐋𝐏-𝐓) à pleine maturité à travers l'ensemble de son écosystème logistique, industriel, numérique et de services.

Derrière ce chiffre, il y a bien plus que des statistiques.

Il y a des opportunités pour les jeunes, des perspectives pour les familles et de nouvelles activités pour les entreprises de Toamasina et de Madagascar.

Derrière ce chiffre :
✅ 1 500 à 2 500 emplois directs potentiels
✅ 2 700 à 5 500 emplois indirects et induits
✅ 40 à 90 entreprises et opérateurs susceptibles de rejoindre l'écosystème
✅ Un projet conçu pour créer de la valeur durable sur le territoire

www.toamasina-port.com

Ndao eh !Faradoboka vacances 2026Lieu: Ambodikalipitisy-Tamatavy
08/08/2026

Ndao eh !
Faradoboka vacances 2026
Lieu: Ambodikalipitisy-Tamatavy

05/08/2026
05/08/2026

Ny FIAT Mada Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara dia mitondra teny fisaoragna ho an’ny vahoakan’i Toamasina, noho ny fiaraha-mientana firaisankina ary ny fanohanana nataonareo olona voakasiky ny tetikasa PMLP "Plateforme Multimodale logostique et Portuaire ao Tsarakofafa Toamasina.

Misaotra manokana ny SPAT sy ny Fanjakana Foibe ihany koa noho ny fandraisanareo andraikitra tamin’ireo olona voakitika tamin'izany sy ny fijerenareo ny maha-olona taorian'ny didim-panjakana manala ireo vahoaka tao amin'ny Port Sec 3.

Faranyn ,ny FIAT Mada dia magnamafy hatrany ny fanohanana feno ny mba hitohizan’ity tetikasa noho ny fahatsapana ny fandrosoana goavana sy fampananan'asa aterak'izany. Koa magnentana sy mampirisika ny rehetra izahay mba hiara-hiasa sy hifanome tanana amin’ny SPAT, satria tombotsoan’ny mponina eto Toamasina sy manodidina ary maneran'i Madagasikara ny fahavitan’izao tetikasa izao.

https://www.facebook.com/port.toamasina?locale=fr_FR
FIAT Mada
Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara

Ny FIAT MADA dia mitondra teny fampaherezana ho an'ny vahoaka rehetra eto Tamatave, manoloana ny fahamaizana nitranga ta...
03/08/2026

Ny FIAT MADA dia mitondra teny fampaherezana ho an'ny vahoaka rehetra eto Tamatave, manoloana ny fahamaizana nitranga tany amin'ny tsenan'i Bazary Kely omaly alina.

Eto izahay dia miantso ny olom-pirenena rehetra mba hifanome tanana amin'izao fahavoazana mianjady amin'ny havantsika izao
🇲🇬
Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara

https://www.facebook.com/100080022187525/posts/1034778935866170/?app=fbl
01/08/2026

https://www.facebook.com/100080022187525/posts/1034778935866170/?app=fbl

📢 FILAZANA MOMBA NY FANDAMINANA ENY AMIN’NY GUICHET UNIQUE – PORT SEC III

Ampahafantarina ny rehetra fa, ho fanohizana ny fandraisana sy ny fandinihana ireo antontan-taratasy mahakasika ny Carreau 2 ao Port Sec III, dia toy izao ny fandaminana napetraka:

🔹 Sabotsy 01 sy Alahady 02 Aogositra 2026
Hotohizana ny fandraisana ireo antontan-taratasy eny amin’ny Guichet unique, noho ny fahatapahan’ny asa nandritra ny andro vitsivitsy tamin’ny herinandro lasa.

🔹 Alatsinainy 03 Aogositra 2026
Hanomboka avy hatrany ny fandinihana ireo antontan-taratasy rehetra voaray hatramin’ny Alahady ny Vaomiera.

Amin’io andro io ihany koa no halefa eny amin’ny Centre fiscal ireo taratasy fanomezana tany avy amin’ny SPAT ho an’ireo olona 63 efa nahazo tany, mba hanaovana ny fisoratana ara-dalàna na enregistrement. Roa andro no fe-potoana hanatanterahan’ny Centre fiscal izany.

🔹 Talata 04 Aogositra 2026 ka hatramin'ny Alarobia 05 Aogositra 2026 :
Fampahafantarina ireo mpangataka vaovao ny valin’ny fandinihana nataon’ny Vaomiera.

Fanolorana ny attestation eny amin’ny Guichet unique ireo nahazo fankatoavana. Ary afaka mijery sy misafidy avy hatrany ny lot mbola malalaka sy mifanaraka amin’izy ireo ihany koa izy ireo.

Halamina miaraka ny fizarana ny attestation sy ny fijerena ireo lot, mba hahafahana manatanteraka ny asa rehetra am-pilaminana sy amim-pahombiazana.

Misaotra antsika rehetra amin’ny fiaraha-miasa sy ny fanajana ny fandaminana napetraka.

Amin'izao fitsingerenan'ny taona naterahany  Mpanakanto DA'HERY izao, ny FIAT Mada sy ny Team B5 Talenta 1ère édition di...
01/08/2026

Amin'izao fitsingerenan'ny taona naterahany Mpanakanto DA'HERY izao,
ny FIAT Mada sy ny Team B5 Talenta 1ère édition dia miarahaba anao sady
mirary soa sy fitahiana ho anao.

Enganie ho tratranao daholo ny nofinao, hitombo hatrany ny lazanao, ary hiroborobo hatrany ny talentanao.
Ho ela velona ianao ralahy, ho salama sy ho faly mandrakariva.

Mirary anao ho kintana mamirapiratra hatrany.

Da'hery Jean Nick

Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara

20/07/2026

Ilaina ny fasahina tahak'izao, mampitandrina ny orinasa ENELEC ny Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara amin'ny fanararaotana ataon'izy ireo amin'ny Vahoaka Malagasy.

Mankasitraka Filoha 🙏


Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara

  2026- Faritany Toamasina👉10 taona no zandriny indrindra série A2, centre Moramanga👉 61 taona no zokininy indrindra sér...
19/07/2026

2026- Faritany Toamasina

👉10 taona no zandriny indrindra série A2, centre Moramanga
👉 61 taona no zokininy indrindra série A2, centre Toamasina.

Source d'information: Université de Toamasina
Ny FIAT Mada dia mirary fahombiazana ho an'ny mpanala fanadinana bakalorea rehetra.

🇲🇬
Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara

Address

Dépôt Analakininina
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00

Telephone

+261341731555

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fototra Iray Ampandrosoana ny Tanora eto Madagasikara:

Shortcuts

Share