Mirary - Toamasina

Mirary - Toamasina Mpaninjara vokatra malagasy ranoray eto Toamasina.

12/11/2022

Fhf

11/06/2022

Izao indrindra ny asan ny Laisopy:
➡️ Mandoro ny tavy
➡️ Mamerina ny vatana hifintimpintina

Betsaka ireo efa nahazo vokatra sy afapo❣
Anjaranao indray zao 🙂

MP àry oh 📩

09/06/2022

👉 TRIPLE ACTION 👈
□ Mandoro ny tavy
□ Manala ny toxines sy ny loto
□ Manidy vavony

Sady MIHENA NO MIFINTINA NO TSY MIJALY

De maninona ianao no mbola matavy?! 🤔
MP haingana oh 🙂

03/06/2022

Zarazarao amin'ny tapaka sy namana ny vokatra Laisopy eh 🙂

➡️ Soupe minceur, mampihena sy mampifintina ao anaty 7 andro monja

Mandaitra - Azo antoka - Ara pahasalamana 🌱

31/05/2022

Anontanio anay izay fanontaniana manitikitika ny sainareo mikasika ity fanenam-batana vokarinay ity fa vonona izahay hamaly ! 😍

LAISOPY :
- Natoraly
- Mampihena haingana
- Tsy mampivalana
- Tsara tsiro

28/05/2022
23/05/2022

Tsy mety mihena⁉️
Laisopy no vahaolana
>>> Sady haingam-piasa no azo antoka

23/05/2022
18/05/2022

MIVIDY, MISOTRO dia MIHENA

Raha tsara safidy ianao dia tsy voatery hanao ezaka be sy hijaly vao mihena

Safidio àry ny fanenam-batana tsotra sy azo antoka indrindra ➡️ LAISOPY

17/05/2022

Tsy voatery hoe lasa bota be ianao vao tokony hanaraka régime na hanala tavy mihitsy aza.

Misy fambara maro alefan'ny vatana rehefa manombaka betsaka ny akora matavy miditra ao amin'ny vatana :

👉​ Mora voan'ny sery, grippe, sns ...
👉​ Mitombo lanja be ao anaty fotoana fohy
👉​ Sarotra mahita tory
👉​ Maniry mony
👉​ Mora manadino

Tsy voatery ho "bota" ny olona iray vao tokony handatsaka ny fihinanany matavy.

LAISOPY no vahaolana natoraly ahafahana manala ny tavy rehetra amin'ny vatana. 🍃

Azonao jifaina eto amin'ny pejy ny LAISOPY ! 😉

16/05/2022

>>>>> Anao ny safidy✌️✌️
Raha maniry ny hanena vatana ianao de Laisopy no vahaolana azo antoka amin'izany
❗️7 andro de mety ahalasana hatramin'ny 10kg❗️
MP avy hatrany àry raha liana ianao oh :)

13/05/2022

Eh ! Tsy mbola nisy fanenam-batana tsotra nefa mahomby noho ity ! 😄
Ireo antony rehetra tsy nahafahanao nanena vatana dia nasian'i Laisopy "TSY" 😂

👉 Tsy mandany fotoana amin'ny fikarakarana
👉 Tsy voatery arahana fanatanjahantena
👉 Tsy mora adino rehefa manaraka ny pejy ianao ( isaky ny mahita publication dia tsaroana 😂 )
👉 Tsy ela dia mahita vokatra

Inona koa? 😉
Mp ary raha hanjifa ianao

11/05/2022

Anisan'ny sarotra tokoa ny manena vatana

Nefa raha misafidy ny hampiasa ny ianao dia ho hitanao fa mora foana ihany izany

Safidio hatrany ny vokatra ara-pahasalamana sy azo antoka

MIARAKA AMINY LAISOPY

11/05/2022

Afakin'ny Laisopy daholo ireo faritra misy tavy ireo :)

➡️ 7 andro fotsiny de miova ny vatanao

Hafa ihany le kelikely maivamaivana mifitimpintina no sady lavitrin'ny aretina :)

Address

Béryl Rose, Cité Provincial, Près De L'hotel Marotia
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mirary - Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share