TSARA LOKO Mahajanga

Call Contact the business

TSARA LOKO Mahajanga Fabrication et vente de peintures 🖌️🎨 pour bâtiment 🏠- Travaux de construction et réhabilitation - Travaux de peinture👷

🚨⚠️ Mila loko na mpandoko ianao?Izahay dia mivarotra loko☝️, mandeha par Kg,  sady manana ekipa mpandoko ho an’ny tranon...
19/10/2026

🚨⚠️ Mila loko na mpandoko ianao?

Izahay dia mivarotra loko☝️, mandeha par Kg, sady manana ekipa mpandoko ho an’ny tranonao ihany koa.👷‍♂️ 🏠

📍 Mahajanga – Village Touristique

📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

09/10/2026

Sady mivarotra loko izahay no manana ekipa mpandoko👷‍♂️🎨

Ka inona ary no andrasana?🤷

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

🎨 Loko vaovao, endrika vaovao! 🏡✨Manamboatra sy mivarotra loko araka ny filànareo ny Tsara Loko. Manao asa fandokoana ih...
05/10/2026

🎨 Loko vaovao, endrika vaovao! 🏡✨

Manamboatra sy mivarotra loko araka ny filànareo ny Tsara Loko. Manao asa fandokoana ihany koa izahay! 🖌️

💬 Alefaso hafatra ny loko sy ny tetikasa tianao hatao!

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

🎨 Eh oui, chez Tsara Loko, nous fabriquons votre peinture selon vos envies !Choisissez votre couleur et votre nuance : n...
21/09/2026

🎨 Eh oui, chez Tsara Loko, nous fabriquons votre peinture selon vos envies !

Choisissez votre couleur et votre nuance : nous préparons une peinture personnalisée, adaptée à votre demande. 🌈✨

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ Tsara Loko, manangana sy manatsara 🖌️

🎨 Rehefa ny loko no manome aina ny trano…Ny teinte terre cuite 🧱dia mitondra hafanana sy endrika voajanahary. Ny blanc 🤍...
17/09/2026

🎨 Rehefa ny loko no manome aina ny trano…

Ny teinte terre cuite 🧱dia mitondra hafanana sy endrika voajanahary.

Ny blanc 🤍 kosa manasongadina ny antsipiriany sy mampamirapiratra ny trano.

Loko roa mifameno, ho an’ny endrika kanto sy maharitra. ✨

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Rindrina madio sy trano miverina mazava 🤍✨🤍 Ny rindrina fotsy hita amin’ity sary ity no nolokoin’ny ekipan’i Tsara Loko ...
12/09/2026

Rindrina madio sy trano miverina mazava 🤍✨

🤍 Ny rindrina fotsy hita amin’ity sary ity no nolokoin’ny ekipan’i Tsara Loko 🤍

✅ Maimaim-poana ny fanaovana devis.

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko, manangana sy manatsara » 🖌️

Tianao ho fantatra hoe ohatrinona ny mandoko ny tranonao? 😁Manantòna 📩 mp na antsoy ny laharana 📞 034 76 675 40Omeo anay...
09/09/2026

Tianao ho fantatra hoe ohatrinona ny mandoko ny tranonao? 😁

Manantòna 📩 mp na antsoy ny laharana 📞 034 76 675 40

Omeo anay ny adiresy sy toerana misy anao🏠
dia avy eo tonga any izahay mandray ny refy 📐

🎨 Un simple coup de pinceau suffit pour redonner vie et éclat à une maison. ✨📍 Mahajanga – Village Touristique📞 034 76 6...
02/09/2026

🎨 Un simple coup de pinceau suffit pour redonner vie et éclat à une maison. ✨

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko, manangana sy manatsara » 🖌️

🎨 Une nouvelle couleur, une nouvelle allure 🎨📍 Mahajanga – Village Touristique📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77🖌️ « Tsaral...
25/08/2026

🎨 Une nouvelle couleur, une nouvelle allure 🎨

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

❌Tadidio fa ny rindrina vaovao dia mitroka loko be be kokoa, izay no ilaina ny sous couche.⚠️Aza atao ambanin-javatra ny...
22/08/2026

❌Tadidio fa ny rindrina vaovao dia mitroka loko be be kokoa, izay no ilaina ny sous couche.

⚠️Aza atao ambanin-javatra ny sous-couche ⚠️

Manamafy ny firaiketan’ny loko amin’ny rindrina izy sady manatsara ny finition. 🎨

📍 Mahajanga – Village Touristique
📞 034 76 675 40 / 033 29 771 77

🖌️ « Tsaraloko , manangana sy manatsara » 🖌️

Address

Lot 0105A0191 Mangarivotra Route Vers Village Touristique Mahajanga
Mahajanga

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 17:30
Wednesday 08:00 - 17:30
Thursday 08:00 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261347667540

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSARA LOKO Mahajanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TSARA LOKO Mahajanga:

Shortcuts

Share