
10/03/2025
Salama iaby e..
Efa Tonga eto amintsika eto Fort dauphin izao ny RHUM ARRANGÉ izay amin’ny endriny 😉Mihaja sy😍tsiro Miavaka 😍izay nahazoana CERTIFICAT DE CONSOMMABILITE:
👉Caramel + Gingembre 🔥masiatsiaka🔥
👉Cannelle + Vanille 🍦mamimamy🍨
👉Citron + Menthe 🍋mojito🍋
Bouteilles Whisky 1 litre daholo no misy azy ireo ary mivarotra ambogadiny sy antsinjarany izahay tompoko.
🔥🔥Afaka manandrana vao mividy🔥🔥
Afaka miditra MP isika na miantso mivantana ny 038 50 988 51.
Livraison: Frais Bajaj