16/08/2026
☀️ Aorian'ny anaran'ny razana iray… misy tantara, taranaka, lova, fomba, iray manontolo. ❤️🔥🌴
Misy lova mbola velona.
Misy fomba mbola tazonina.
Misy taranaka mbola mitondra ny tantara.
🎥 Ho avy tsy ho ela…
RAMINIA — RAZAMBE, TARANAKA, LOVA.
Araho ny pejy fa hanokatra varavarana iray mankany amin'ny tantara sy fanahin'i Mananjary isika. 🌊🌴
Ny tantara tsy tokony hijanona any amin'ny lasa.
Tokony ho velona. Hotandrovina. Hampitaina.
🌼💛 Ny hakantony
🔥❤️ Ny fony
❤️🔥🌴 Ny fanahin'ny Mananjary