Madagascar Zava-misy

Madagascar Zava-misy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madagascar Zava-misy, Newsstand, Antananarivo.

Bàbà, voatendry ho Mpanolon-tsaina teknikan'ny Filohan'ny Fanavaozana.Faniry Alban Rakotoarisoa, isany nitarika ny hetsi...
18/12/2025

Bàbà, voatendry ho Mpanolon-tsaina teknikan'ny Filohan'ny Fanavaozana.

Faniry Alban Rakotoarisoa, isany nitarika ny hetsika tsy manaiky lembenana.

14/12/2025
09/12/2025

Mitohy ny tolona hoy ny mpivarotra.
Tsy mila jadona izahay hoy izy ireo😄

09/12/2025
09/12/2025

🔥🔥🔥Le 1er décembre 2025, Orange Madagascar a lancé une liaison fibre de 558 km reliant Antananarivo et Majunga. Un projet qui renforce le réseau, sécurise les transmissions dans toute la région nord et améliore la qualité de service pour des millions d’usagers.

🔹Porté par des études environnementales complètes, des autorisations dûment validées et la mobilisation de mains-d’œuvre locales, l’opérateur a réuni 2 500 personnes durant huit mois pour ériger une infrastructure durable, pensée pour respecter à la fois l’environnement et les communautés. Un chantier mené presque entièrement à la force humaine, sans recours aux machines modernes.

🔹Cette nouvelle liaison apportera une qualité de service nettement renforcée, et un réseau sécurisé et mieux dimensionné pour accompagner l’expansion des usages numériques. Un pas de plus vers un Madagascar plus connecté et tourné vers l’avenir. Elle prépare également une future sortie internationale via Majunga, un atout stratégique pour le pays.

«Cet exploit est le gage concret de l’engagement d’Orange Madagascar. Il pave la voie aux futurs services innovants pour nos clients et ancre notre soutien indéfectible à la modernisation du pays.», déclare Aminata Ndiaye Niang, Directrice générale.

🚀 Rejoignez notre chaîne WhatsApp : https://bit.ly/3Ua8fMQ
Toute l'actualité de Madagascar sur https://actu.orange.mg/depeches/

09/12/2025

🔶ANDIANA ZATOVO LAHY MPANAO HERISETRA AO NOSY-BE VOASAMBOTRY NY POLISIMPIRENENA ARY NIDOBOKA AM-PONJA AVOKOA

⚠️ Ady amin'ny herisetra sy fametrahana fandriam-pahalemana maharitra

🚔 Mpikambana amina andian-jatovo mpanao herisetra miisa 10 no voasambotry ny Polisimpirenena ao NosyBe taorian’ny fitarainan’ny mponina. Mifanafika ka mifanao herisetra ireo tanora ireo, izay avy amina fokontany samihafa dia Ambodivoanio sy Andavatoko ka lasa mihitatra amin’ireo mponina avy amin’ireo fokontany ireo ny herisetra sy gafy izay hifanaovan’ireo tanora ireo. Efa nisy mihitsy ny naratra vokatry ny tsindrona antsy tamin’ny herisetra hifanaovan’ireto tanora ireto.

📝 Ankoatran’izay efa nisy olona roa samy hafa no nametraka fitoriana amin’ity raharaha ity teny amin’ny biraon’ny Polisy. Nanao ny fanadihadiana sy nametraka vela-pandrika ny Polisy ka nahafahana nisambotra ireo andian-jatovo miisa folo ireo, izay samy nandray anjara tamin’ity raharaha herisetra ity.

⚖️ Taorian’ny fiakaran’izy ireo Fampanoavana ny 1 Desambra 2025 dia nidoboka am-ponja avokoa izy folo miralahy.

09/12/2025

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagascar Zava-misy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category