
04/04/2025
Salut salut 👋
Week end ity ny andro ah…🍻
👉Ankoatran ny androany hariva, de ireto hitako misy pro poin's
👉Olombelo Ricky eny @ Palais de sport @ Alahady
👉Samoela eny @ Malacam @ Alahady io ihany
⁉️ Aleo mitondra Rhum fa Star no mpanohana eny hoan izay hoeny ka tsy misotro bex 😉
♨️Misy Galeoka 🥃 Rhum arrangé 10L prêts à livrer ato izay mila.
Bonne week end daholo 👊