Pin'Arr

Pin'Arr Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pin'Arr, Wine, Beer & Spirits Store, Amparibe, Amparibe.

📣📣 allo allo 📣📣Afaka jifaintsika miaraka amin'ny sakafo mahafinaritra ao amin'ny Kalouna ihany koa Pin'Arr manomboka iza...
21/05/2025

📣📣 allo allo 📣📣
Afaka jifaintsika miaraka amin'ny sakafo mahafinaritra ao amin'ny Kalouna ihany koa Pin'Arr manomboka izao anh
🥳🥳🥳

Mirary soa ho antsika rehetra 🥰😍
31/12/2024

Mirary soa ho antsika rehetra 🥰😍

Misaotra anareo mpanjifa niara-dalana taminay nandritra ity taona ity.Tena noho ianareo no mbola mampijoro anay eto 🥰
31/12/2024

Misaotra anareo mpanjifa niara-dalana taminay nandritra ity taona ity.
Tena noho ianareo no mbola mampijoro anay eto 🥰

Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra 🥰
24/12/2024

Mirary fety Sambatra ho antsika rehetra 🥰




Ianareo kou angaha tsy mba te hizesta otran ity client anakiray ity 🤣😛 Alefaso aloha foana ny commande 🥰Ireto avy ary no...
21/12/2024

Ianareo kou angaha tsy mba te hizesta otran ity client anakiray ity 🤣😛

Alefaso aloha foana ny commande 🥰
Ireto avy ary no disponible eeee

⏩Pok pok
⏩Gingembre
⏩Café
⏩Gingembre Cola
⏩Gingembre Cannelle

Prix 20.000Ariary

Mp na afaka tonga dia miantso

☎️0384315300

Lieu de récupération :Amparibe (repère Restaurant Chez Zoky)

❎Frais de livraison à partir de 3.000Ariary❎

AMBODIVOARA ARRANGÉE  🥃Pin'Arr🥃Ho anao izay manomana fety maro isan-karazany(anniversaire,mariage,cabaret,sns) na mbola ...
22/07/2024

AMBODIVOARA ARRANGÉE 🥃Pin'Arr🥃

Ho anao izay manomana fety maro isan-karazany(anniversaire,mariage,cabaret,sns) na mbola te hivarotra 😇,malalaka tsara ny fiarahamiasa fa aza misalasala miantso na mandefa MP.

Parfum disponible :

➡️Gingembre-Cannelle
➡️Café
➡️Cannelle
➡️Gingembre

Livraison possible
☎️0384315300

🥃 Pin'Arr 🥃 ilay namana manome hafanana anao amin'izao andro mangatsika izao. 🥰😁Koa aza misalasala miantso anay fa ateri...
11/07/2024

🥃 Pin'Arr 🥃 ilay namana manome hafanana anao amin'izao andro mangatsika izao. 🥰😁

Koa aza misalasala miantso anay fa aterinay any misy anao izy. 😊

☎️0384315300

Lieu de récupération Amparibe (repère restaurant Chez Zoky)

Misaotra foana manjifa ny vita Malagasy 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2024

Misaotra foana manjifa ny vita Malagasy



🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Tapitra tanteraka ny stock rakizy anMerci antsika foana2 😊Amin'ny alatsinainy 24 juin indray ny arrivage manaraka 😘😘😘
20/06/2024

Tapitra tanteraka ny stock rakizy an
Merci antsika foana2 😊
Amin'ny alatsinainy 24 juin indray ny arrivage manaraka 😘😘😘

Salama e!Ela2 tsy heno2 fa efa miverina masika isika izao an.🥰Parfum dispo🥃Café🥃Gingembre cannelle 🥃Gingembre 🥃Cola Ging...
16/06/2024

Salama e!
Ela2 tsy heno2 fa efa miverina masika isika izao an.🥰

Parfum dispo
🥃Café
🥃Gingembre cannelle
🥃Gingembre
🥃Cola Gingembre

Ny vidiny tsy miova: 15.000ar

Mp ary e

☎️0384315300

Address

Amparibe
Amparibe
ANTANANARIVO

Telephone

+261384315300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pin'Arr posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share